Tonizia

Ny Tonizia (amin'ny fiteny arabo : تونس) na Repoblika Toniziana amin'ny fampiasana ofisialy, dia firenena any afrika avaratra ao amin'ny faritr'i Magreba. Voafaritry ny ranomasina Mediteranea ny Tonizia any avaratra sy any atsinanana. Mizara sisitany amin'ny Aljeria izy any andrefana (965 km ny halava ny sisintany mizara azy amin'ny Aljeria) ary mizara sisintany amin'ny Libia izy any atsimo atsinanana (459 km ny halava ny sisintany mizara azy amin'ny Libia). Ny renivohiny dia Tunis, any avaratra atsinanan'ilay firenena.

Tanimaty ny 40 isan-jaton'ny tany tonizianina, ny 60 isan-jato mijanona dia tany azo ambolena, any Tonizia ankehitriny ny tanindrazan'ny Kartajinianina tamin'ny taonjato faha fito talohan'i Jesoa Kristy hatramin'ny taonjato faha roa talohan'i Jesoa Kristy, alohan'ny nahalasa azy « tanim-barimbazaha » (grenier à blé) an'ny Romana.

Régence de Tunis ny anaran'ny tonizia ankehitriny tamin'ny andron'ny empira Otomana, lasa « protectorat » frantsay ny Tonizia tamin'ny 1881. Teo alohan'ny fahaleovantena (nahazo ny fahaleovantenany tamin'ny 20 Martsa 1956 ny Tonizia), nahazo anarana hoe Fanjakanan'i Tonizia ilay firenena tamin'ny faran'ny fanjakan'i Lamine Bey, tsy nanana satana mpanjaka izany mihintsy. Tamin'ny fiantsoana ny repoblika tamin'ny 25 Jolay 1957, i Habib Bourguiba, leader ny tia-tanindrazana tonizianina, no filoha voalohany indrindra tao Tonizia ; filohan'i Tonizia mandritry ny telopolo taona izy. Tamin'ny faran'ny « fanjakan'i Bourguiba », ny praiministra Zine el-Abidine Bel Ali no nanohy ny tanjon'ny politikan'i Bourguiba, sady manao liberalisation koa eo akaiky eo.

الجمهورية التونسية ((ar))
((ar))
Repoblikan'i Tonizia ((mg))
Sainan'i Tonizia Fanevan'i Tonizia
(Antsipirihany) (Antsipirihany)
Teny filamatra : Hurriya, Nidham, ’Adala (Liberté, Ordre, Justice)
Tunisia in its region
Teny ofisialy Arabo an-tsoratra
Renivohitra Tunis
36°84′N 10°22′E / 37.400°N 10.367°E Coordinates: latitude minutes >= 60
{{#coordinates:}} : latitude invalide
Tanàna ngeda indrindra Tunis
Fitondrana sy governemanta
 - Presida ny Repoblika
 - Mpiray ministra
Repoblika Filohansialy
Moncef Marzouki
Mehdi Jomaa
Velarantany
 - Tontaliny
 - Rano (%)
faha 90
163 610 km²
5 %
Isam-ponina
 - Tontaliny (2008)
 - hakitroka
faha 77
10 327 800[1] mpo.
62,50 mpo./km²

{{{1}}}

Anaran'ny mponina Toniziana
IDH (2006) Mihakatra 0,766 (moyen)
Sandam-bola Dinar toniziana (TND)
Faritr'ora UTC +1 (été +2)
Hiram-pirenena Humat Al-Hima
Valan-tsehatra internet
Antso
an-tariby
+216

Jeôgrafia

Toetrandro

Jereo koa


Endrika:Firenen'i Magreba

Tsiahy

  1. ((fr)) Population totale par gouvernorat (Institut national de la statistique)
  1. ((fr)) Population totale par gouvernorat (Institut national de la statistique)
Adel Sellimi

Adel Sellimi dia mpilalao baolina kitra mizaka ny zom-pirenen'i Tonizia teraka ny 16 Novambra 1972

Afrika Avaratra

I Afrika Avaratra dia ny tapany avaratr'i Afrika izay mamomondrona ireo firenena manana morontsiraka amin'ny ranomasina Mediteranea. Tsy misy famaritana azy eken'ny be sy ny maro ny teny hoe "Afrika Avaratra" nefa heverina fa mahafaoka ny moron'ny Ranomasimbe Atlantika avy ao Maroka ka hatrany amin'ny Lakandranon'i Suez sy amin'ny Ranomasina Mena. Ireto ireo firenena hita ao amin'io faritra io: i Ejipta, i Libia, i Tonizia, i Aljeria, i Maroka, i Sahara Andrefana ary i Maoritania. Ny birao faniosam-bahoakan'i Etazonia dia mamaritra an'i Afrika Avaratra ho fitambaran'i Aljeria sy i Libia sy i Ejipta sy i Maroka ary i Tonizia.

Ahmed Akaichi

Ahmed Akaichi dia mpilalao baolina kitra mizaka ny zom-pirenen'i Tonizia teraka ny 23 Febroary 1989

Ali Boumnijel

Ali Boumnijel dia mpilalao baolina kitra mizaka ny zom-pirenen'i Tonizia teraka ny 13 Aprily 1966

Aljeria

Aljeria (fiteny arabo :الجزائر, fiteny tamazight: Dzayer) dia firenena any afrika avaratra, ao amin'ny faritany tenenina hoe Maghreb. Ny renivohiny dia Alger, any avaratr' Aljeria, eo amin'ny amorontsiraka Mediteraneanina. Manam-pivelarana 2 381 741 km² ny Aljeria. Izy ny firenena ngeza indrindra manana amorontsiraka amin'ny ranomasina Mediteranea ary ny Aljeria ny firenena ngeza indrindra any afrika eo aorian'i Sudan. Mizara sisintany miaraka amin'i Tonizia sy Libia izy any atsinanana, miaraka amin'i Mali sy Niger any atsimo, ary miaraka amin'i Maroc sy Maoritania any andrefana.

Mpikambana ny United Nations, ny Vondrona Afrikaina ary ny Ligue des États Arabes izy tamin'ny 1962, daty ny fahaleovantenany, hatramin'izao. Niditra tamin'ny fikambanan'ny firenena mamoaka solika (OPEP) izy tamin'ny 1969. Nandray anjara ny Aljeria tamin'ny famoronana ny Vondrona ny Magreba arabo (UMA) tamin'ny 1989.

Ny lalam-panorenana aljerianina dia miteny hoe « ny Islam, ny maha-arabo ary ny maha-amazight » dia anisan'ny « fototry » ny maha-aljerianina ny mponina ary miteny koa ny lalam-panorenana fa ny firenena dia « tanin'ny Islam, ao amin'ny Magreba Be, Mediteraneanina ary afrikanina ».

Aymen Abdennour

Aymen Abdennour dia mpilalao baolina kitra mizaka ny zom-pirenen'i Tonizia teraka ny 6 Aogositra 1989

Bechir Hassani

Bechir Hassani dia mpilalao baolina kitra mizaka ny zom-pirenen'i Tonizia

David Jemmali

David Jemmali dia mpilalao baolina kitra mizaka ny zom-pirenen'i Tonizia teraka ny 13 Desambra 1974

Ibn Khaldoun

Ibn Khaldoun dia mpanoratra ny tantaran'ny fiainany mizaka ny zom-pirenen'i Tonizia teraka ny 4 Jiona 1332 ary maty ny 19 Martsa 1406 tao Kairo

Karim Aouadhi

Karim Aouadhi dia mpilalao baolina kitra mizaka ny zom-pirenen'i Tonizia teraka ny 2 Mey 1986

Karim Saïdi

Karim Saïdi dia mpilalao baolina kitra mizaka ny zom-pirenen'i Tonizia teraka ny 24 Martsa 1982

Libia

Ny Libia dia firenena afrikanina any afrika avaratra. Mpikambana ao amin'ny liga arabo ny Libia. Voafaritry ny ranomasina Mediteranea izy any avaratra, ny Aljeria (982 km) sy ny Tonizia (459 km) any andrefana, ny Niger (354 km) sy ny Tsady (1 055 km) any atsimo ary ny Sodàna (383 km) sy ny Ejipta (1 115 km) any atsinanana. Ny anarana « Libia » dia avy amin'ny anarana foko berbera « Libou », nanome ny anarana grika Libiyè.

Mokhtar Latiri

Mokhtar Latiri dia injeniera sivily, injeniera mizaka ny zom-pirenen'i Tonizia teraka ny 18 Martsa 1926 ary maty ny 20 Aprily 2007

Mouna Chebbah

Mouna Chebbah dia mpilalao baolina kitra mizaka ny zom-pirenen'i Tonizia teraka ny 8 Jolay 1982

Radhi Jaïdi

Radhi Jaïdi dia mpilalao baolina kitra mizaka ny zom-pirenen'i Tonizia teraka ny 30 Aogositra 1975

Saber Khalifa

Saber Khalifa dia mpilalao baolina kitra mizaka ny zom-pirenen'i Tonizia teraka ny 14 Oktobra 1986

Tunis

36.80133°N 10.18467°E / 36.80133; 10.18467

{{infobox tanàna

|tanàna=Tunis

|firenena=Tonizia

|isam-ponina=2 256 320Error on call to template:cite web: Parameters url and title must be specified.

I Tunis dia tanàna renivohitr'i Tonizia.

Ziad Jaziri

Ziad Jaziri dia mpilalao baolina kitra mizaka ny zom-pirenen'i Tonizia teraka ny 12 Jolay 1978

Zied Tlemçani

Zied Tlemçani dia mpilalao baolina kitra mizaka ny zom-pirenen'i Tonizia teraka ny 10 Mey 1963

Amin'ny tenim-pirenena hafa

This page is based on a Wikipedia article written by authors (here).
Text is available under the CC BY-SA 3.0 license; additional terms may apply.
Images, videos and audio are available under their respective licenses.