Fanabeazana

Ny fanabeazana dia fampianarana ny fahaizana. Izy io koa dia fanampiana ny olona mianatra ny fanaovana zavatra ary mamporisika azy hieritreritra mikasika ny zavatra ianarany. Zava-dehibe ho an'ny mpanabe ny mampianatra ny fomba fahitana ary fampiasana ny fampahalalana. Ampitaina amin'ny alalan'ny fanabeazana ny fahaizan'ny firenena, fikambanana ary fiaraha-monina iray. Amin'ny firenena demokratika, anisan'ny tanjon'ny fanabeazana ny fampianarana ho olom-pirenena mahavokatra.

Amin'ny tenim-pirenena hafa

This page is based on a Wikipedia article written by authors (here).
Text is available under the CC BY-SA 3.0 license; additional terms may apply.
Images, videos and audio are available under their respective licenses.